Langue   

Andeha hifamela

Rajery
Langue: malgache


Rajery


Izay manao tsinotsinona ny mandinika henoy e
Ireo tsy mba tratry ny aloka re mandrenesa
Fandalovana ny ety an-tany ka mieritrereta
Ny vola sy harena tsy maintsy hafoy avokoa

Izay manao tsinotsinona ny mandinika henoy e
Ireo tsy mba tratry ny aloka re mandrenesa
Fandalovana ny ety an-tany ka mieritrereta
Ny vola sy harena tsy maintsy hafoy avokoa

Andeha hifamela
Hadinoy re ny ady
Hamitram-pihavanana
Hifandray tanana

Andeha hifamela
Hadinoy re ny ady
Hamitram-pihavanana
Hifandray tanana

Haleo very vola to izay fihavanana
Nolovaintsika izany fa loharanom-pahendrena
Mpihavana tsy mifandray mbola hiray karan-doha
Rehefa maty tsy maintsy ho vovoka ho lo...

Haleo very vola to izay fihavanana
Nolovaintsika izany fa loharanom-pahendrena
Mpihavana tsy mifandray mbola hiray karan-doha
Rehefa maty tsy maintsy ho vovoka ho lo...



Page principale CCG

indiquer les éventuelles erreurs dans les textes ou dans les commentaires antiwarsongs@gmail.com




hosted by inventati.org